Museum Visit-The Nanny Diaries
Museum Visit-The Nanny Diaries无损flac下载mp3下载
Museum Visit-The Nanny Diaries 在线试听歌词免费下载
Midobodoboka tsy mijanona ny foko
Mierika ny masoko , mitady tsy mahita
Ny eritreritro tsy mety fa manjohy anao hatrany
Manontany , mitomany
Mitamberina ao an-tsaiko ireo vetsom - po tanaty
Nobitsihinao mangina am - poto- tsofiko eo maz‘na
Rehafa injay isika resin - torimaso iny
Fa any ianao izay ry tiako...
Eto aho mitanisa ireo zavatra efa vita , dia malahelo o o o
Tsy hisy hanazava hoe avy aiza ny hery miafina
Nanosika antsika ho tody teo
Tody teo aloha isika , teo amin'ny toerana avo indrindra e
Tsy hain'iza hohazavaina , tsy vitan'iza horavana.
Tsy tiako hovaina intsony ny lasa ,
Zarako aza ianao nifanojo l’lana amiko
Saingy tsy ho zakako intsony ny hanarona
Ny marina amin'ny toe - draharaha misy
Marina fa be ny olana raha ho visaina
Ireo tsy tia sy fahavalo koa hanenjika avy hatrany
Kanefa izany fa no hamoizako anao ?
Vao miha - mitombo ny fitiavako miha - romotra.
Enga anie ianao hiandry ahy
Fa izaho , dia hiandry anao foana e
Ny l‘lana nodiaviko mety tsy ho hitanao
Tsy misy toa anao izay tojo ahy
Ianao irery ihany no toa anao... ianao no ahy e
Tsy mila olon - kafa aho , tsy hitady an ' iza n ' iza
Fa ianao irery ihany.
Tsy haiko intsony ny manafina efa fantatrao izany
K ' aza omena tsiny aho e
Ny fiantsapazako avy hatrany , ny ranomasoko nijohy
Teo am - pandehananao
Hitohy tsy an - kijanona hikoriana hatrany hatrany
Ao anatiko ao e
Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray?
Hampiononona ahy , rahoviana?
Museum Visit-The Nanny Diaries歌曲下载
| 歌曲 | 歌手 | 专辑 | 时长 | 歌曲下载 |
|---|---|---|---|---|
| Museum Visit | The Nanny Diaries | The Nanny Diaries (Original Motion Picture Soundtrack) | 00:55 |
|
Museum Visit-The Nanny Diaries热门评论
Museum Visit-The Nanny Diaries 同专辑其他歌曲
- Got To Give It Up-Marvin Gaye
- Why Can't We Be Friends-War
- Magot Tcheri (In The Summertime)-Fatal Mambo
- All Around The World-Lisa Stansfield
- Native New Yorker-Odyssey
- Won't Let You Down-Urban Delights
- Stuck Between Stations-The Hold Steady
- Stay-Simply Red
- The Facts Is (I Need You)-Jill Scott
- Just Don't Want To Be Lonely-The Main Ingredient
- Crystal Blue Persuasion-TommyJamesAndTheShondells
- Closer-Joshua Radin
- Raitra-Tarika
- LDN-Lily Allen
Museum Visit-The Nanny Diaries相关歌曲
- Raitra-Tarika
- What Am I Gonna Do With You (Alternate Version)-Barry White
- Neither One Of Us (Wants To Be The First To Say Goodbye Single Version)-Gladys Knight & The Pips
- My Old Piano-Diana Ross
- All That I Am-Journey South
- Kiss Me (Besame Mucho)-Vera Lynn
- I Try
- Girl From Ipanema-The Hit Crew
- King Of You-Psapp
- Until You Come Back To Me-Sharon Cuneta
- You're My Best Friend-The Hit Crew
- Old Flame-Jill Barber
- Love Through Vaseline-Spiritual Front
- Learning the Blues-Glen Campbell
- Tight Tee Shirt-Benji Hughes
- Wake Up Little Sparrow-Lizz Wright
- Two Cups Of Coffee-Josh Kelley
- Caves-Jack's Mannequin