Tompon daka-Samoela
Tompon daka-Samoela无损flac下载mp3下载
Tompon daka-Samoela 在线试听歌词免费下载
Fialonana lava ty re mba fepero kely.
Sao kofina rery vo tsisy mpijery.
Zanahary mandahatra manao ny anjara ee.
K'aza mangaringarika be zistoire.
Zay mangaringarika be tolamaso.
Zay be tolamaso mahazo matsatso.
Zay miezaka ihany anie no tafita oo.
F'ireo zay nangalatra tsy ela de vita.
Zay manao ny marina anie no tafarina oo
zay ratsy fanahy any an-kady mivarina.
Reo ratsy loha de makany to.
zay be alahelo kandain'ny avelo.
Zay mahari-pery no izy ee.
zay miaritra no tafa.
zay miaritra no tompon-daka.
tompon-daka mandidy manjaka.
Zay miaritra ihany no izy
miaritra kely de omby.
ny omby be tsy zakan'la
satria ny omby mifaha.
fa tonga de maaan.
Fialonana lava ty re mba fepero kely.
Sao kofina rery vo tsisy mpijery.
Zanahary mandahatra manao ny anjara ee.
K'aza mangaringarika be zistoire.
Zay mangaringarika be tolamaso.
Zay be tolamaso mahazo matsatso.
Zay miezaka ihany anie no tafita oo.
F'ireo zay nangalatra tsy ela de vita.
Zay manao ny marina anie no tafarina oo
zay ratsy fanahy any an-kady mivarina.
Reo ratsy loha de makany @to.
zay be alahelo kandain'ny avelo.
Zay mahari-pery no izy ee.
zay miaritra no tafa.
zay miaritra no tompon-daka.
tompon-daka mandidy manjaka.
Zay miaritra ihany no izy
miaritra kely de omby.
ny omby be tsy zakan'la
satria ny omby mifaha.
fa tonga de maaan.
Tompon daka-Samoela歌曲下载
Tompon daka-Samoela热门评论
Tompon daka-Samoela 同专辑其他歌曲
- Folaka ihany-Samoela
- Hafaliana-Samoela
- Oh ry avo-Samoela
- Ino maresaka-Samoela
- Rava-Samoela
- Maimbo eo-Samoela
- Maria-Samoela
- I'mody-Samoela
- Zay mihintsy-Samoela